Lohateny/Pejin’ny Mpampanonta
Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!—Fianarana Baiboly Natao ho Anao
“Hidera an’i Jehovah ireo mitady azy. Hankafy fiainana foana anie ianareo mandrakizay!”—Salamo 22:26.
Sary nahazoan-dalana: Pejy 15: Image © Homo Cosmicos/Shutterstock; pejy 17: NASA, ESA and the Hubble Heritage Team (STScI/AURA)-ESA/Hubble Collaboration. Licensed under CC BY 4.0 (http://creativecommons.org/licenses/by/4.0/). Nalaina tao amin’ny: https://esahubble.org/images/heic0702a/; pejy 56: Photo by US Signal Corps/The LIFE Picture Collection via Getty Images; pejy 76: Château de Versailles, France/Bridgeman Images; pejy 103 sy 131: Based on NASA/Visible Earth imagery; pejy 163: © SINGLECELL ANIMATION LLC/Science Source; pejy 183: Daniel Osterkamp/Moment/Getty Images
Raha tsy misy fanamarihana manokana, dia avy amin’ilay dikan-teny maoderina hoe Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao ny andinin-teny ato.
Lahatsoratra sy video ary raki-peo navoakan’ny Vavolombelon’i Jehovah daholo no voaresaka ato.
Tsy natao hamidy ity boky ity. Navoaka izy ity mba hampianarana Baiboly maneran-tany, ary tohanana amin’ny alalan’ny fanomezana an-tsitrapo. Midira ao amin’ny donate.jw.org raha te hanao fanomezana ianao.
Malagasy (lff-MG)
Pirinty natao tamin’ny Jolay 2023
© 2021 WATCH TOWER BIBLE AND TRACT SOCIETY OF PENNSYLVANIA