Miandrasa Foana An’i Jehovah!
Maraina
9:30 Mozika
9:40 Hira 88 sy Vavaka
9:50 Ahoana no Ampisehoantsika hoe “Miandry Mafy An’i Jehovah” Isika?
10:05 Lahateny Mifampitohy: Tahafo Ireo ‘Niandry Mafy An’i Jehovah’
• Habakoka
• Jaona
• Ana
11:05 Hira 142 sy Fampandrenesana
11:15 Inona no Andrasantsika?
11:30 Fanokanan-tena sy Batisa
12:00 Hira 28
Tolakandro
1:10 Mozika
1:20 Hira 54 sy Vavaka
1:30 Lahateny ho An’ny Besinimaro: Mbola Tena Ilaina ve ny hoe Manam-paharetana?
2:00 Fianarana Ny Tilikambo Fiambenana
2:30 Hira 143 sy Fampandrenesana
2:40 Lahateny Mifampitohy: Miandrasa An’i Jehovah
• Raha Mahatsiaro ho Manirery Ianao
• Raha Nisy Fahadisoana Nataonao
• Raha Hitanao hoe Miadana ny Ratsy Fanahy
3:40 ‘Mandray Valisoa ny Olo-marina’
4:15 Hira 140 sy Vavaka