FIZARANA 1
Ilay Tena Hazavana ho An’izao Tontolo Izao
Niaraka tamin’Andriamanitra ny Teny tany am-piandohana, ary andriamanitra izy (gnj 1 00:00–00:43)
Nampiasain’Andriamanitra mba hamoronana ny zavatra hafa rehetra ny Teny (gnj 1 00:44–01:06)
Tamin’ny alalan’ny Teny no nampisy ny fiainana sy ny hazavana (gnj 1 01:22–01:54)
Tsy maharesy ny hazavana ny haizina (gnj 1 03:11–04:00)
Manazava ny zava-nisy sy ny antony nanoratany ny fitantarany i Lioka. Teofilo no anoratany (gnj 1 04:35–06:02)
Miresaka mialoha momba ny hahaterahan’i Jaona Mpanao Batisa i Gabriela (gnj 1 06:04–13:53)
Miresaka mialoha momba ny hahaterahan’i Jesosy i Gabriela (gnj 1 13:52–18:14)
Maria mitsidika an’i Elizabeta havany (gnj 1 18:30–21:05)
Maria mankalaza an’i Jehovah (gnj 1 21:18–23:58)
Teraka i Jaona, dia omena anarana (gnj 1 23:58–27:21)
Maminany i Zakaria (gnj 1 27:23–30:56)
Bevohoka noho ny asan’ny fanahy masina i Maria. Ny nataon’i Josefa (gnj 1 30:58–35:28)
Josefa sy Maria mankany Betlehema. Teraka i Jesosy (gnj 1 35:30–39:59)
Anjely maro be miseho amin’ny mpiandry ondry any an-tsaha (gnj 1 39:59–41:40)
Mpiandry ondry mankany amin’ny fihinanam-bilona (gnj 1 41:41–43:53)
Jesosy atolotra ho an’i Jehovah ao amin’ny tempoly (gnj 1 43:56–45:02)
Simeona nanana tombontsoa hahita an’i Kristy (gnj 1 45:03–48:50)
Ana miresaka momba an’ilay zaza (gnj 1 48:52–50:21)
Ny fitsidihan’ireo mpanandro sy ny teti-dratsin’i Heroda (gnj 1 50:25–55:59)
Josefa mitondra an’i Maria sy Jesosy mandositra any Ejipta (gnj 1 55:59–57:34)
Asain’i Heroda vonoina ny zazalahikely any Betlehema sy ny faritra rehetra manodidina (gnj 1 57:35–59:31)
Jesosy sy ny fianakaviany, lasa mipetraka ao Nazareta (gnj 1 59:34–1:03:55)
Jesosy, 12 taona, ao amin’ny tempoly (gnj 1 1:04:00–1:09:40)
Jesosy miverina any Nazareta miaraka amin’ny ray aman-dreniny (gnj 1 1:09:41–1:10:39)
Efa ho tonga eo amin’izao tontolo izao ilay tena hazavana (gnj 1 1:10:40–1:10:55)