Lohateny/Pejin’ny Mpampanonta
Ny Tantaran’ny Fanompoan’i Jesosy: Fanondroana Video
Tsy natao hamidy ity Fanondroana Video ity. Navoaka izy ity mba hampianarana Baiboly maneran-tany, ary tohanana amin’ny alalan’ny fanomezana an-tsitrapo.
Midira ao amin’ny donate.jw.org, raha te hanao fanomezana ianao.
Raha tsy misy fanamarihana manokana, dia avy amin’ilay dikan-teny maoderina hoe Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao ny andinin-teny ato.
Malagasy (gnjvrg-MG)
© 2024 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania