FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb18 9 2
  • 3-9 Septambra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 3-9 Septambra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
mwb18 9 2

3-9 Septambra

JAONA 1-2

  • Hira 13 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Ilay Fahagagana Voalohany Nataon’i Jesosy”: (10 min.)

    • [Alefaso ilay video Fampidirana ny Bokin’i Jaona.]

    • Jn 2:1-3: Lany ny divay tamin’ny mariazy iray (w15 15/6 4 § 3)

    • Jn 2:11: Vao mainka nino an’i Jesosy ny mpianany rehefa nahita an’ilay fahagagana (jy 41 § 6)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Jn 1:1: Tsy te hilaza i Jaona eo hoe mitovy ihany “ny Teny” sy ilay “Andriamanitra Mahery Indrindra.” Inona no manaporofo an’izany? (“ny Teny”, “niaraka”, “ny Teny dia andriamanitra” fanazavana Jn 1:1, nwtstya)

    • Jn 1:29: Nahoana i Jesosy no nantsoin’i Jaona Mpanao Batisa hoe “Zanak’ondrin’Andriamanitra”? (“ilay Zanak’ondrin’Andriamanitra” fanazavana Jn 1:29, nwtsty)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Jn 1:1-13

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Video Fitoriana: (4 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.

  • Fiverenana Mitsidika Voalohany: (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina.

  • Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) bhssm 4:2

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 38

  • Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (8 min.)

  • Zava-bitan’ny Fandaminana: (7 min.) Alefaso ilay video hoe Zava-bitan’ny Fandaminana, izay tokony halefa amin’ity Septambra ity.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 35 § 12-19

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 121 sy Vavaka

a Mbola tsy misy amin’ny teny malagasy io Baiboly fianarana io. Ao amin’ny Loharanon-kevitra ao Amin’ny Tari-dalana (mwbr) ireo fanazavana ireo (midira ao amin’ny jw.org/mg, ary tsindrio ny ZAVATRA MISY > TARI-DALANA HO AN’NY FIVORIANA).

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara