FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb18 9 3
  • 10-​16 Septambra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 10-​16 Septambra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
mwb18 9 3

10-16 Septambra

JAONA 3-4

  • Hira 57 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Nitory Tamin’ilay Vehivavy Samaritanina i Jesosy”: (10 min.)

    • Jn 4:21-24: Nitory tsy ara-potoana i Jesosy, ka betsaka no lasa nahalala momba ny Mesia

    • Jn 4:39-41: Betsaka ny Samaritanina lasa nino an’i Jesosy

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Jn 3:29: Inona no tian’io andinin-teny io holazaina? (“ny naman’ny mpampakatra” fanazavana Jn 3:29, nwtsty)

    • Jn 4:10: Inona no mety ho tonga tao an-tsain’ilay vehivavy samaritanina rehefa niteny i Jesosy hoe “rano velona”? Inona anefa no tian’i Jesosy holazaina? (“rano velona” fanazavana Jn 4:10, nwtsty)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Jn 4:1-10

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina.

  • Video Fiverenana Mitsidika Voalohany: (5 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.

  • Lahateny: (6 min. na latsaka) wp16.2 9 § 2-5. Foto-kevitra: Fanazavana ny Jaona 4:23.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 77

  • “Hatsarao ny Fanompoanao: Mahaiza Manombo-dresaka Rehefa Mitory Tsy Ara-potoana”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Ampirisiho ny rehetra mba hiezaka hiresaka amin’olona iray, fara fahakeliny, amin’ity herinandro ity. Afaka mitantara an’izay nataony ny mpitory, amin’ny herinandro.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 35 § 20-27, efajoro “Namerimberina Izy”

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 35 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara