FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb18 10 2
  • 1-7 Oktobra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 1-7 Oktobra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
mwb18 10 2

1-7 Oktobra

JAONA 9-10

  • Hira 25 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Mikarakara ny Ondriny i Jesosy”: (10 min.)

    • Jn 10: 11, 14: “Mpiandry tena tsara” i Jesosy, ka mahafantatra tsara ny ondriny tsirairay ary manome izay rehetra ilain’izy ireo (“Valan’ondry” fanazavana sy sary Jn 10:1, nwtstya; w11 15/5 7 § 5)

    • Jn 10:4, 5: Mahafantatra ny feon’i Jesosy ny ondriny, ka tsy manaraka olona tsy fantany izy ireo (cf 124 § 17)

    • Jn 10:16: Miray saina ny ondrin’i Jesosy (“hoentiko” fanazavana Jn 10:16, nwtsty)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Jn 9:38: Inona no dikan’ilay hoe “niankohoka”, eo amin’io andininy io? (“niankohoka teo anatrehany” fanazavana Jn 9:38, nwtsty)

    • Jn 10:22: Inona ilay Fetin’ny Fitokanana resahina eo? (“ny Fetin’ny Fitokanana” fanazavana Jn 10:22, nwtsty)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Jn 9:1-12

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Video Fitoriana: (4 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.

  • Fiverenana Mitsidika Voalohany: (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina.

  • Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) fg lesona 14 § 1-2

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 62

  • Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (15 min.)

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 37

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 3 sy Vavaka

a Mbola tsy misy amin’ny teny malagasy io Baiboly fianarana io. Ao amin’ny Loharanon-kevitra ao Amin’ny Tari-dalana (mwbr) ireo fanazavana ireo (midira ao amin’ny jw.org/mg, ary tsindrio ny ZAVATRA MISY > TARI-DALANA HO AN’NY FIVORIANA).

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara