FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb18 10 2
  • Mikarakara ny Ondriny i Jesosy

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Mikarakara ny Ondriny i Jesosy
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
mwb18 10 2

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | JAONA 9-10

Mikarakara ny Ondriny i Jesosy

10:1-5, 11, 14, 16

Mifandray tsara ny mpiandry ondry sy ny ondriny, satria mifankahalala sy mifampatoky izy ireo. Mpiandry Tena Tsara i Jesosy ka fantany tsara ny ondriny tsirairay. Fantany, ohatra, ny fahalemen’izy ireo, ny toetra tsarany, ary ny zavatra ilainy. Ny ondry indray mahalala tsara ny mpiandry azy sady matoky hoe mahay mitarika izy.

Ahoana no ataon’ilay Mpiandry Tena Tsara mba...

  • hanangonana ny ondry?

  • hitarihana ny ondry?

  • hiarovana ny ondry?

  • hanomezana sakafo ny ondry?

A shepherd guards the door of a sheep pen

SAINTSAINO IZAO: Inona no mbola azoko atao mba hampisehoako hoe mankasitraka an’i Jesosy aho, noho izy mikarakara antsika?

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara