FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb18 10 3
  • 8-14 Oktobra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 8-14 Oktobra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
mwb18 10 3

8-14 Oktobra

JAONA 11-12

  • Hira 16 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Miezaha Hangoraka Hoatran’i Jesosy”: (10 min.)

    • Jn 11:24, 25: Nampionona an’i Marta i Jesosy (“Fantatro fa hitsangana izy”, “Izaho no fananganana ny maty sy fiainana” fanazavana Jn 11:24, 25, nwtsty)

    • Jn 11:33-35: Nalahelo be i Jesosy rehefa nahita an’i Maria sy ny olon-kafa nitomany (“nigogogogo nitomany”, “Nalahelo mafy ... sady ory dia ory”, “tao am-pony tao”, “nirotsaka ny ranomasony” fanazavana Jn 11:33, 35, nwtsty)

    • Jn 11:43, 44: Nanao zavatra i Jesosy rehefa nisy olona nila fanampiana

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Jn 11:49: Iza no nanendry an’i Kaiafa ho mpisoronabe, ary nandritra ny firy taona izy no teo amin’io toerana io? (“mpisoronabe” fanazavana Jn 11:49, nwtsty)

    • Jn 12:42: Nahoana ny Jiosy sasany no tsy sahy nilaza hoe i Jesosy no Kristy? (“ireo lohandohany teo amin’ny Jiosy”, “voaroaka hiala amin’ny synagoga” fanazavana Jn 12:42, nwtsty)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Jn 12:35-43

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina.

  • Video Fiverenana Mitsidika Voalohany: (5 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.

  • Lahateny: (6 min. na latsaka) w13 15/9 32: Foto-kevitra: Nahoana i Jesosy no Latsa-dranomaso Talohan’ny Hananganany An’i Lazarosy?

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 141

  • I Jesosy no “Fananganana ny Maty sy Fiainana” (Jn 11:25): (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Izy Tokoa no “Nataon’Andriamanitra ho Tompo sy Kristy”: Fizarana II—Ampahany. Fanontaniana: Hita hoe nahay nangoraka i Jesosy, ka inona no ianarantsika avy amin’izany? Nahoana i Jesosy no antsoina hoe “fananganana ny maty sy fiainana”? Inona avy ny fahagagana hataon’i Jesosy amin’ny hoavy?

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 38

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 147 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara