FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb18 10 4
  • 15-21 Oktobra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 15-21 Oktobra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
mwb18 10 4

15-21 Oktobra

JAONA 13-14

  • Hira 100 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Modely no Nomeko Anareo”: (10 min.)

    • Jn 13:5: Nanasa ny tongotry ny mpianany i Jesosy (“nanasa ny tongotry ny mpianatra” fanazavana Jn 13:5, nwtsty)

    • Jn 13:14: Nilaza i Jesosy hoe “tokony hifanasa tongotra” ny mpianany (“tokony” fanazavana Jn 13:14, nwtsty)

    • Jn 13:15: Tokony hiezaka hanetry tena hoatran’i Jesosy ny mpianany (w99 1/3 31 § 1)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Jn 14:6: Nahoana i Jesosy no antsoina hoe “lalana sy fahamarinana ary fiainana”? (“Izaho no lalana sy fahamarinana ary fiainana” fanazavana Jn 14:6, nwtsty)

    • Jn 14:12: Inona no tiana holazaina amin’ilay hoe “hanao asa lehibe” noho i Jesosy ireo mino azy? (“asa lehibe noho izany” fanazavana Jn 14:12, nwtsty)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Jn 13:1-11

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) Mitory tsy ara-potoana ianao ary mampiasa an’ilay hevitra azo resahina.

  • Fiverenana Mitsidika Voalohany: (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina.

  • Video Fiverenana Mitsidika Faharoa: (5 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 114

  • “Ny Fitiavana no Ahafantarana ny Tena Kristianina: Aza Tia Tena na Mora Tezitra”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe ‘Mifankatiava’: Aza Tia Tena na Mora Tezitra. Raha ampy ny fotoana dia iaraho midinika ilay efajoro hoe “Ohatra ao Amin’ny Baiboly Azo Saintsainina.”

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 39

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 120 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara