FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb18 10 7
  • 29 Oktobra–4 Novambra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 29 Oktobra–4 Novambra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
mwb18 10 7

29 Oktobra–4 Novambra

JAONA 18-19

  • Hira 54 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Nanambara ny Marina i Jesosy”: (10 min.)

    • Jn 18:36: Ny Fanjakan’ny Mesia no foto-kevitra lehibe indrindra amin’ny fahamarinana

    • Jn 18:37: Nampahafantatra ny fikasan’Andriamanitra i Jesosy sady nanatanteraka an’izany (“hanambara ny”, “ny marina” fanazavana Jn 18:37, nwtsty)

    • Jn 18:38a: Nanesoeso i Pilato satria tsy nino izy hoe misy ny fahamarinana (“Inona ny marina?” fanazavana Jn 18:38a, nwtsty)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Jn 19:30: Nahoana i Jesosy no niteny hoe “vita”, talohan’ny nialany aina? (w10 15/8 11 § 15)

    • Jn 19:31: Inona no porofo fa tamin’ny 14 Nisana taona 33 i Jesosy no maty? (“Sabata lehibe io” fanazavana Jn 19:31, nwtsty)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Jn 18:1-14

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fiverenana Mitsidika Faharoa: (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. Asehoy an’ilay olona ny tranonkala jw.org avy eo.

  • Fiverenana Mitsidika Fahatelo: (3 min. na latsaka) Fidio izay andinin-teny tianao sy izay fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka.

  • Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) fg lesona 14 § 6-7

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 46

  • “Ny Fitiavana no Ahafantarana ny Tena Kristianina: Mifalia Noho ny Fahamarinana”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe ‘Mifankatiava’: Aza Mifaly Noho ny Tsy Fahamarinana fa Mifalia Noho ny Fahamarinana. Raha ampy ny fotoana dia iaraho midinika ilay efajoro hoe “Ohatra ao Amin’ny Baiboly Azo Saintsainina.”

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 41

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 32 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara