HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | JAONA 18-19
Nanambara ny Marina i Jesosy
Nanambara ny marina momba ny fikasan’Andriamanitra i Jesosy
TAMIN’NY TENY: Nazoto nitory momba ny Fanjakan’Andriamanitra izy
TAMIN’NY ATAO: Nanatanteraka faminaniana izy
Manambara ny marina koa isika satria mpianatr’i Jesosy
AMIN’NY TENY: Na dia misy maneso aza isika, dia mitory foana hoe efa mitondra ny Fanjakan’Andriamanitra ary i Kristy no Mpanjaka
AMIN’NY ATAO: Tsy miditra amin’ny politika isika sady miezaka ny ho tsara fitondran-tena foana, mba hampisehoana fa i Jesosy no mpitondra tohanantsika