FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb18 12 7
  • 31 Desambra 2018–6 Janoary 2019

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 31 Desambra 2018–6 Janoary 2019
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
mwb18 12 7

31 Desambra 2018–6 Janoary 2019

ASAN’NY APOSTOLY 19-20

  • Hira 103 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Tandremo ny Tenanareo sy ny Ondry Rehetra”: (10 min.)

    • As 20:28: Mikarakara ny fiangonana ny anti-panahy (w11 15/6 20 § 5)

    • As 20:31: Vonona hanampy foana izy ireo “na andro na alina” (w13 15/1 31 § 15)

    • As 20:35: Tsy maintsy mahafoy tena ny anti-panahy (bt 172 § 20)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • As 19:9: Inona no mampiseho hoe nazoto nanompo ny apostoly Paoly sady nahay nampifanara-javatra? Ahoana no hanahafantsika azy? (bt 161 § 11)

    • As 19:19: Nahoana no ohatra tsara ho antsika ny olona tany Efesosy? (bt 162 § 15)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) As 19:1-20

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fiverenana Mitsidika Faharoa: (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. Omeo karatra jw.org ilay olona amin’ny farany.

  • Fiverenana Mitsidika Fahatelo: (3 min. na latsaka) Fidio izay andinin-teny tianao sy izay fanontaniana hovalianao amin’ny manaraka.

  • Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) jl lesona 15

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 99

  • Ampiofano Ireo Rahalahy Tanora Miezaka Mafy: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Fanontaniana: Inona no andraikitra lehibe tanan’ny anti-panahy? (As 20:28) Nahoana ny anti-panahy no tokony hampiofana foana? Ahoana no azon’ny anti-panahy anahafana an’i Jesosy? Inona no toe-tsaina tokony hananan’ny rahalahy ampiofanina? (As 20:35; 1Ti 3:1) Inona no azon’ny anti-panahy atao mba hampiofanana an’ireo rahalahy? Inona no tsara hotadidin’ny anti-panahy rehefa mampiofana izy?

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 48

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 118 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara