HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | ASAN’NY APOSTOLY 17-18
Tahafo ny Apostoly Paoly Rehefa Mitory sy Mampianatra
Ahoana no azonao anahafana ny apostoly Paoly?
Ampiasao ny Soratra Masina mba hampisaintsainana ny olona, ary ataovy mifanaraka amin’ny olona itoriana ny fanazavanao
Mitoria amin’izay fotoana sy toerana ahitana olona
Hajao ny finoan’ny hafa ary mitadiava marimaritra iraisana