7-13 Janoary
ASAN’NY APOSTOLY 21-22
Hira 55 sy Vavaka
Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Aoka ny Sitrapon’i Jehovah no Hatao”: (10 min.)
As 21:8-12: Niangavian’ireo rahalahy i Paoly mba tsy ho any Jerosalema, satria hisy zavatra hanjo azy any (bt 177 § 15-16)
As 21:13: Tsy niova hevitra izy, fa vonona hanao ny sitrapon’i Jehovah (bt 178 § 17)
As 21:14: Tsy nanakana an’i Paoly intsony ireo rahalahy, rehefa hitan’izy ireo hoe tapa-kevitra ny handeha izy (bt 178 § 18)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)
As 21:23, 24: Tsy teo ambanin’ny Lalàn’i Mosesy intsony ny Kristianina. Nahoana anefa ny anti-panahy tany Jerosalema no nanome an’ireo toromarika ireo an’i Paoly? (bt 184-185 § 10-12)
As 22:16: Inona no tokony hataon’i Paoly mba ho voasasa ho afaka amin’ny fahotany izy? (“hiantso ny anarany mba ho voasasa ho afaka amin’ny fahotana” fanazavana As 22:16, nwtstya)
Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?
Inona koa ny harena miafina hitanao?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) As 21:1-19 (th lesona 5)b
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Miezaha Hahay Hamaky Teny sy Hampianatra: (10 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Mahaiza Mampidi-dresaka, ary iaraho midinika ny lesona 1 amin’ny bokikely Miezaha.
Lahateny: (5 min. na latsaka) w10 1/2 13 § 2–14 § 2: Foto-kevitra: Tokony Hitandrina ny Sabata ve ny Kristianina? (th lesona 1)c
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“Nampianarin’i Jehovah Hahay Hitaiza Izahay”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video.
Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 49
Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)
Hira 70 sy Vavaka
a Mbola tsy misy amin’ny teny malagasy io Baiboly fianarana io. Ao amin’ny Loharanon-kevitra ao Amin’ny Tari-dalana (mwbr) ireo fanazavana ireo (midira ao amin’ny jw.org/mg, ary tsindrio ny ZAVATRA MISY > TARI-DALANA HO AN’NY FIVORIANA).
b Fanamarihana: Ny lesona ao amin’ny bokikely Miezaha Hahay Hamaky Teny sy Hampianatra (th) no asaina ampiharin’ny mpianatra, manomboka amin’ity volana ity. Manondro an’ilay lesona ny nomerao anaty fononteny eo amin’ilay anjara.
c Fanamarihana: Ny lesona ao amin’ny bokikely Miezaha Hahay Hamaky Teny sy Hampianatra (th) no asaina ampiharin’ny mpianatra, manomboka amin’ity volana ity. Manondro an’ilay lesona ny nomerao anaty fononteny eo amin’ilay anjara.