14-20 Janoary
ASAN’NY APOSTOLY 23-24
Hira 148 sy Vavaka
Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Nolazaina fa Nanakorontana sy Nampirisika ny Olona Hikomy”: (10 min.)
As 23:12, 16: Tsy tanteraka ilay tetika natao hamonoana an’i Paoly (bt 191 § 5-6)
As 24:2, 5, 6: Niampanga an’i Paoly teo anatrehan’ny governora romanina ilay mpisolovava atao hoe Tertylo (bt 192 § 10)
As 24:10-21: Nanaja olona i Paoly tamin’izy niaro ny tenany sady tsy natahotra nitory (bt 193-194 § 13-14)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)
As 23:6: Nahoana i Paoly no nilaza hoe Fariseo izy? (“Fariseo aho” fanazavana As 23:6, nwtsty)
As 24:24, 27: Iza moa i Drosila? (“Drosila” fanazavana As 24:24, nwtsty)
Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?
Inona koa ny harena miafina hitanao?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) As 23:1-15 (th lesona 5)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Video Fitoriana: (4 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.
Fitoriana: (2 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. (th lesona 1)
Fitoriana: (3 min. na latsaka) Vao manomboka miresaka an’ilay hevitra azo resahina ianao dia manohitra ilay olona. Fanoherana fahita eny amin’ny faritaninareo ilay izy, ary miezaka mamaly azy ianao. (th lesona 2)
Fitoriana: (3 min. na latsaka) Vao manomboka miresaka an’ilay hevitra azo resahina ianao dia manohitra ilay olona. Fanoherana fahita eny amin’ny faritaninareo ilay izy, ary miezaka mamaly azy ianao. (th lesona 3)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Tatitra Isan-taona: (15 min.) Lahateny ataon’ny anti- panahy. Vakio ilay taratasy misy ny tatitra isan-taona avy amin’ny biraon’ny sampana. Avy eo dia manadinadìna mpitory vitsivitsy manana fitantarana mampahery, momba ny fanompoany tamin’ny taon-dasa.
Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 50
Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)
Hira 128 sy Vavaka