FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb19 1 4
  • 21-27 Janoary

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 21-27 Janoary
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
mwb19 1 4

21-27 Janoary

ASAN’NY APOSTOLY 25-26

  • Hira 73 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Nangataka ny Hotsarain’i Kaisara i Paoly ary Nitory Tamin’i Agripa Mpanjaka”: (10 min.)

    • As 25:11: Nampiasa ny zony i Paoly, ka nampakatra an’ilay raharaha tany amin’i Kaisara (bt 198 § 6)

    • As 26:1-3: Nahay niaro ny fahamarinana izy (bt 198-201 § 10-16)

    • As 26:28: Nisy vokany be tamin’i Agripa Mpanjaka ny zavatra noresahin’i Paoly (bt 202 § 18)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • As 26:14: Inona ilay hoe hazo fanindronana? (“mitsipaka ny hazo fanindronana” fanazavana As 26:14, nwtsty)

    • As 26:27: Nahoana no sarotra tamin’i Agripa Mpanjaka ny namaly an’io fanontanian’i Paoly io? (w03 15/11 16 § 14)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) As 25:1-12 (th lesona 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Video Fiverenana Mitsidika Voalohany: (5 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.

  • Fiverenana Mitsidika Voalohany: (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. (th lesona 2)

  • Fiverenana Mitsidika Voalohany: (4 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina, ary manolora boky Ianarana. (th lesona 3)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 38

  • “Fanekena ho Ara-dalàna ny Asa Fitoriana Tany Québec”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 51

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 122 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara