FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb19 1 6
  • 28 Janoary–3 Febroary

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 28 Janoary–3 Febroary
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
mwb19 1 6

28 Janoary–3 Febroary

ASAN’NY APOSTOLY 27-28

  • Hira 129 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Nandeha Sambo Nankany Roma i Paoly”: (10 min.)

    • As 27:23, 24: Nisy anjely nilaza tamin’i Paoly fa tsy hisy ho faty ireo niray sambo taminy (bt 208 § 15)

    • As 28:1, 2: Vaky sambo tao Malta izy ireo (bt 209 § 18; 210 § 21)

    • As 28:16, 17: Tonga soa aman-tsara tany Roma i Paoly (bt 213 § 10)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • As 27:9: Inona ilay “fifadian-kanina amin’ny andro fandrakofam-pahotana”? (“fifadian-kanina amin’ny andro fandrakofam-pahotana” fanazavana As 27:9, nwtsty)

    • As 28:11: Voalaza eo fa nisy marika hoe “Zanakalahin’i Zeosy” teo amin’ny lohan’ilay sambo. Nahoana no mahaliana io tsipiriany io? (“Zanakalahin’i Zeosy” fanazavana As 28:11, nwtsty)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) As 27:1-12 (th lesona 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Video Fiverenana Mitsidika Faharoa: (5 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.

  • Fiverenana Mitsidika Faharoa: (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. (th lesona 2)

  • Fampianarana Baiboly: (5 min. na latsaka) lv 139, 141 § 16-17 (th lesona 3)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 103

  • “Nisaotra An’Andriamanitra i Paoly ary Nihanahery”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe “Ny Vy no Mampaharanitra ny Vy”—Ampahany. Ampirisiho ny rehetra hijery an’ilay video manontolo.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 52

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 93 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara