FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb19 2 5
  • 18-24 Febroary

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 18-24 Febroary
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
mwb19 2 5

18-24 Febroary

ROMANINA 7-8

  • Hira 27 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “‘Miandry Fatratra’ ve Ianao?”: (10 min.)

    • Ro 8:19: Tsy ho ela dia haharihary ‘ireo zanak’Andriamanitra’ (w12 15/7 11 § 17)

    • Ro 8:20: “Navela ho tonga zava-poana ny zavaboary” nefa koa nomena “fanantenana” (w12 15/3 23 § 11)

    • Ro 8:21: “Hafahana amin’ny fanandevozan’ny fahalovana” ny zavaboary (w12 15/3 23 § 12)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Ro 8:6: Inona no tsy mampitovy ny hoe ‘mampifantoka ny saina amin’ny nofo’ sy ny hoe ‘mampifantoka ny saina amin’ny fanahy’? (w17.06 3)

    • Ro 8:26, 27: Inona no ataon’i Jehovah rehefa “mitoloko ao am-po tsy miloaka” isika, izany hoe tsy mahita holazaina rehefa mivavaka? (w09 15/11 7 § 20)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ro 7:13-20 (th lesona 10)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Video Fiverenana Mitsidika Voalohany: (5 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.

  • Fiverenana Mitsidika Voalohany: (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. (th lesona 6)

  • Fiverenana Mitsidika Voalohany: (5 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. Teneno ilay olona fa tianao haseho azy ilay video hoe Ahoana no Atao Rehefa Mianatra Baiboly? (mody asehoy fotsiny fa aza alefa). Iaraho midinika ilay izy avy eo. (th lesona 9)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 139

  • “Miezaha Hiandry Foana sy Hiaritra”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Tsy Maintsy ‘Mihazakazaka Amim-paharetana’ Isika: Matokia fa ho Azonao Ilay Loka.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 55

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 124 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara