FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb19 2 5
  • “Miandry Fatratra” ve Ianao?

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • “Miandry Fatratra” ve Ianao?
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
mwb19 2 5

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | ROMANINA 7-8

“Miandry Fatratra” ve Ianao?

8:19-21

  • “Ny zavaboary”: Ireo manantena hiaina mandrakizay eto an-tany

  • “Ny fampiharihariana an’ireo zanak’Andriamanitra”: Rehefa hiaraka amin’i Kristy handrava ny tontolon’i Satana ny voahosotra

  • “Miorina amin’izao fanantenana izao”: Mampanantena i Jehovah fa hanafaka antsika. Afaka manao an’izany izy satria maty ho antsika i Jesosy sady natsangana tamin’ny maty

  • “Hafahana amin’ny fanandevozan’ny fahalovana”: Hafahana tsikelikely amin’ny vokatry ny ota sy ny fahafatesana ny olombelona

A young brother does personal study, comments at a meeting, rejects a non-Witness girl’s advances, enjoys wholesome recreation

Ahoana no hampisehoanao hoe “miandry fatratra ny fampiharihariana an’ireo zanak’Andriamanitra” ianao?

  • Mazotoa mianatra ny Baiboly, ary mangataha fanahy masina

  • Hararaoty izay rehetra omen’i Jehovah mba hanampiana antsika ho akaiky azy. Miezaha mafy handray soa avy amin’izy ireny

  • Aza manaiky ho voafitak’i Satana ka hieritreritra hoe maneritery be ny fitsipik’Andriamanitra

  • Ampiharo izay ianaranao ao amin’ny Baiboly

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara