8-14 Aprily
1 KORINTIANINA 10-13
Hira 30 sy Vavaka
Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Tsy Hamela Halaim-panahy Mihoatra Noho Izay Zaka i Jehovah”: (10 min.)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)
1Ko 10:8: Nahoana io andininy io no milaza fa 23 000 ny Israelita maty tamin’io fotoana io, nefa 24 000 no resahin’ny Nomery 25:9? (w04 1/4 29)
1Ko 11:5, 6, 10: Mila misaron-doha ve ny anabavy raha mampianatra Baiboly ary misy lehilahy efa mpitory eo akaikikaiky eo? (w15 15/2 30)
Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?
Inona koa ny harena miafina hitanao?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) 1Ko 10:6-15 (th lesona 5)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Video Mitory: (4 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.
Mitory: (2 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. (th lesona 1)
Mitory: (3 min. na latsaka) Vao manomboka miresaka an’ilay hevitra azo resahina ianao dia manohitra ilay olona. Fanoherana fahita eny amin’ny faritaninareo ilay izy, ary miezaka mamaly azy ianao. (th lesona 3)
Mitory: (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina, ary manolora boky na zavatra hafa anisan’ny Fitaovana Fampianarana. (th lesona 6)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“Ilaina ny Rantsambatana” (1Ko 12:22): (10 min.) Alefaso ilay video.
“Vonona ho Amin’ny Fahatsiarovana ve Ianao?”: (5 min.) Lahateny. Ampirisiho ny rehetra mba hanao an’ireto, mandritra ny vanim-potoanan’ny Fahatsiarovana: Misaintsaina ny dikan’ny Fahatsiarovana, ary miezaka mankasitraka kokoa ny fitiavana nasehon’i Jehovah sy Jesosy.
Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 62
Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)
Hira 31 sy Vavaka