HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | 2 KORINTIANINA 11-13
Nanana ‘Tsilo tao Amin’ny Nofo’ i Paoly
Matetika no ilazana olona na zavatra mety handratra na hiteraka olana ny hoe tsilo, ao amin’ny Baiboly. (No 33:55; Oh 22:5; Ezk 28:24) Mety ho inona àry no tian’i Paoly holazaina tamin’ilay hoe ‘tsilo tao amin’ny nofony’? Mety ho apostoly sandoka izany na olon-kafa nanakiana ny asan’i Paoly sy tsy nanaiky hoe apostoly izy. Mety ho inona koa anefa ilay tsilo, raha jerena ireto andinin-teny ireto?
Manana “tsilo ao amin’ny nofo” ve ianao? Inona ilay izy?
Ahoana no hampisehoanao hoe miantehitra amin’i Jehovah ianao mba hiaretana an’ilay izy?