20-26 Mey
2 KORINTIANINA 11-13
Hira 3 sy Vavaka
Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Nanana ‘Tsilo tao Amin’ny Nofo’ i Paoly”: (10 min.)
2Ko 12:7: Nanana olana tsy nety voavaha i Paoly. Hoatran’ny tsilo nanorisory azy ilay izy (w08 15/6 3 § 3)
2Ko 12:8, 9: Niangavy an’i Jehovah izy mba hanala an’ilay tsilo. Tsy nesorin’i Jehovah anefa ilay izy (w06 15/12 24 § 17)
2Ko 12:10: Vitan’i Paoly ny asa nanendrena azy. Niantehitra tamin’i Jehovah mantsy izy ka nomeny fanahy masina (w18.01 9 § 9)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)
2Ko 12:2-4: Inona no mety ho dikan’ilay hoe “lanitra fahatelo” sy ilay hoe “paradisa” resahina eo? (w18.12 8 § 10,12)
2Ko 13:12: Inona no dikan’ilay hoe “oroka masina”? (it “Oroka, Manoroka”: “Oroka masina”)
Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?
Inona koa ny harena miafina hitanao?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) 2Ko 11:1-9 (th lesona 5)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Video Voalohany Mamangy: (5 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.
Voalohany Mamangy: (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. (th lesona 2)
Voalohany Mamangy: (4 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina, ary manolora boky bhssm-TTM. (th lesona 4)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“Afaka Mahavita Zavatra Tsara Ianao na dia Manana ‘Tsilo ao Amin’ny Nofo’ Aza”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe “Hampahiratina ny Mason’ny Jamba.” Ilazao ny mpanatrika fa efa mivoaka amin’ny fiteny 47 ny boky sy gazety amin’ny soratra Braille. Afaka miresaka amin’ny mpikarakara ny boky izay mila an’izany. Mety hisy olona jamba na zara raha mahita, eo anivon’ny fiangonana na ao amin’ny faritany. Ampirisiho ny rehetra mba ho vonona hanampy azy ireny.
Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 67
Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)
Hira 78 sy Vavaka