FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb19 6 3
  • 10-16 Jona

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 10-16 Jona
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
mwb19 6 3

10-16 Jona

EFESIANINA 1-3

  • Hira 112 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Nanangana Fitantanan-draharaha i Jehovah”: (10 min.)

    • [Alefaso ilay video Fanazavana Baiboly: Efesianina.]

    • Ef 1:8, 9: Mahakasika ny Fanjakan’ny Mesia ilay “zava-miafina masina” (it “Zava-miafina Masina”: “Ny Fanjakan’ny Mesia”)

    • Ef 1:10: Ataon’i Jehovah izay hahatonga ny zavaboariny any an-danitra sy ny olombelona ho tafaray (w12 15/7 27-28 § 3-4)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Ef 3:13: Voalaza eo hoe “voninahitra” ho an’ireo Efesianina ny fahoriana nanjo an’i Paoly. Nahoana? (w13 15/2 28 § 15)

    • Ef 3:19: Hoatran’ny ahoana ilay hoe ‘mahalala ny fitiavan’i Kristy’? (cl 299 § 21)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ef 1:5-12 (th lesona 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Video Mitory: (4 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.

  • Mitory: (2 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. (th lesona 1)

  • Mitory: (3 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Manohitra ilay olona, ary fanoherana fahita eny amin’ny faritaninareo ilay izy. Miezaka mamaly azy ianao. (th lesona 3)

  • Mitory: (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina, ary manolora boky na zavatra hafa anisan’ny Fitaovana Fampianarana. (th lesona 9)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 95

  • “Ahoana no Hanatsarana ny Fianarana Samirery Ataonao?”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe ‘Tano Mafy ny Tenin’ny Fiainana’, ka Manaova Fianarana Samirery.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 70

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 144 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara