FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb19 6 6
  • 24-30 Jona

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 24-30 Jona
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
mwb19 6 6

24-30 Jona

FILIPIANINA 1-4

  • Hira 33 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Aza Manahy na Amin’inona na Amin’inona”: (10 min.)

    • [Alefaso ilay video Fanazavana Baiboly: Filipianina.]

    • Fi 4:6: Ny vavaka no fanafodin’ny fanahiana (w17.08 10 § 10)

    • Fi 4:7: Avelao hiaro anao “ny fiadanan’Andriamanitra” (w17.08 12 § 16)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Fi 2:17: Nahoana i Paoly no nilaza fa ‘nararaka toy ny fanatitra zava-pisotro’ izy? (it “Fanatitra”: “Fanatitra zava-pisotro”)

    • Fi 3:11: Inona ilay “fitsanganana amin’ny maty aloha kokoa”? (w07 1/1 26 § 5)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Fi 4:10-17 (th lesona 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Video Faharoa Mamangy: (5 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.

  • Faharoa Mamangy: (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. (th lesona 4)

  • Fampianarana Baiboly: (5 min. na latsaka) fg lesona 6 § 3-4 (th lesona 8)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 45

  • Andevozin’ny Fitaovana Elektronika ve Ianao?: (5 min.) Alefaso ilay video. Valio ireto avy eo: Afaka manampy antsika amin’ny inona ny fitaovana elektronika? Inona ny vokany raha andevozin’izy ireny ny olona iray? Ahoana no ahitana hoe efa andevozin’ny fitaovana elektronika ianao? Inona no azonao atao mba hampisehoana hoe mahay ‘mamantatra an’izay zava-dehibe kokoa’ ianao? (Fi 1:10)

  • “Fidio Tsara ny Fialam-boly Ataonao”: (10 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Mampifaly An’i Jehovah ve ny Fialam-boly Fidiko?

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 72

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 76 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara