HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | FILIPIANINA 1-4
“Aza Manahy na Amin’inona na Amin’inona”
Ny vavaka no fanafodin’ny fanahiana
Raha manam-pinoana isika rehefa mivavaka, dia homen’i Jehovah fiadanana “lehibe lavitra noho ny eritreritra rehetra”
Hoatran’ny hoe tsy ho voavaha mihitsy ny olana mahazo antsika indraindray. Manampy antsika hiaritra anefa i Jehovah. Mety hanao zavatra tsy ampoizintsika mihitsy aza izy.—1Ko 10:13