FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb19 7 4
  • 15-21 Jolay

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 15-21 Jolay
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
mwb19 7 4

15-21 Jolay

2 TESALONIANINA 1-3

  • Hira 67 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Haharihary Ilay Lehilahy Tsy Tan-dalàna”: (10 min.)

    • [Alefaso ilay video Fanazavana Baiboly: 2 Tesalonianina.]

    • 2Te 2:6-8: Haharihary ilay lehilahy “tsy tan-dalàna”, izay efa niasa tamin’ny andron’i Paoly (it “Fahafoizan-tena ho An’Andriamanitra”: ‘Inona “ilay zava-miafina ny amin’ny fandikan-dalàna” noresahin’i Paoly?’)

    • 2Te 2:9-12: Hiharan’ny didim-pitsarana ireo voafitak’ilay lehilahy “tsy tan-dalàna” (it “Lainga” § 8)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • 2Te 1:7, 8: Inona no tiana holazaina amin’ilay hoe haharihary “ao amin’ny afo midedadeda” i Jesosy sy ireo anjely? (it “Afo”: “Fandringanana” § 2)

    • 2Te 2:2: Inona no tian’i Paoly holazaina amin’ilay hoe “fanambarana avy amin’ny fanahy”? (it “Fanahy, avy Amin’ny”: “Fanambarana avy amin’ny fanahy” § 1)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) 2Te 1:1-8 (th lesona 10)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Video Voalohany Mamangy: (5 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.

  • Voalohany Mamangy: (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. (th lesona 6)

  • Voalohany Mamangy: (4 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina, ary manolora boky Famintinana avy ao Amin’ny Ianarana. (th lesona 12)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 61

  • Lasa Fahazarana Fotsiny ve ny Fanompoanao?: (15 min.) Alefaso ilay video hoe Inona no Hanampy Anao ho Falifaly Rehefa Manompo?

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 75

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 111 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara