22-28 Jolay
1 TIMOTY 1-3
Hira 103 sy Vavaka
Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Miezaha Hahazo Andraikitra”: (10 min.)
[Alefaso ilay video Fanazavana Baiboly: 1 Timoty.]
1Ti 3:1: Ampirisihina ireo rahalahy mba hahafeno fepetra ho lasa mpiandraikitra (w16.08 21 § 3)
1Ti 3:13: Hahazo fitahiana ireo rahalahy manompo amin’ny fomba tsara (km 9/78 4 § 7)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)
1Ti 1:4: Nahoana i Paoly no nilaza tamin’i Timoty fa tsy tokony handany fotoana handinihana tetirazana izy? (it “Tetirazana”: “Torohevitr’i Paoly” § 2)
1Ti 1:17: I Jehovah ihany no azo antsoina hoe “Mpanjakan’ny mandrakizay.” Nahoana? (cl 12 § 15)
Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?
Inona koa ny harena miafina hitanao?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) 1Ti 2:1-10 (th lesona 10)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Video Faharoa Mamangy: (5 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.
Faharoa Mamangy: (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. (th lesona 2)
Fampianarana Baiboly: (5 min. na latsaka) lv 38 § 6-7 (th lesona 6)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Manome Voninahitra An’i Jehovah Ireo Tanora Nanorina An’i Warwick: (6 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Fanontaniana:
Nahoana no tena nanampy tamin’ny fanorenana ny Betela any Warwick ny tanora, ary inona ny soa noraisin’izy ireo?
Inona no azon’ny tanora eo anivon’ny fiangonana atao mba hanomezana voninahitra an’i Jehovah?
“Inona no Azonao Ianarana avy Amin’izy Ireo?”: (9 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Hajao Ireo Rahalahy Efa Ela Nanompoana.
Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 76
Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)
Hira 115 sy Vavaka