FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb19 9 2
  • 2-8 Septambra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 2-8 Septambra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
mwb19 9 2

2-8 Septambra

HEBREO 7-8

  • Hira 16 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Mpisorona Mandrakizay Tahaka An’i Melkizedeka”: (10 min.)

    • He 7:1, 2: Sady mpanjaka i Melkizedeka no mpisorona. Nisy fotoana izy nitsena an’i Abrahama sady nitso-drano azy (it “Melkizedeka” § 1-2)

    • He 7:3: “Tsy nanana tetirazana” i Melkizedeka, ary “ho mpisoronabe mandrakizay” izy (it “Melkizedeka”: “Tsy nandimby na iza na iza sady tsy hisy mpandimby” § 2)

    • He 7:17: ‘Mpisorona mandrakizay tahaka an’i Melkizedeka’ i Jesosy (it “Melkizedeka”: “Mifanitsy amin’io mpisoronabe io i Kristy”)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • He 8:3: Inona no tsy mampitovy ny fanomezana sy ny sorona? (w00 15/8 14 § 11)

    • He 8:13: Nahoana no toy ny hoe efa “lany andro” ny fifaneken’ny Lalàna, tamin’ny andron’i Jeremia? (it “Fifanekena”: “Fifaneken’ny Lalàna” § 4)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) He 7:1-10 (th lesona 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Miezaha Hahay Hamaky Teny sy Hampianatra: (10 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Mampisehoa Video na Sary, ary iaraho midinika ny lesona 9 amin’ny bokikely Miezaha.

  • Lahateny: (5 min. na latsaka) Foto-kevitra: Inona ny Fifanekena Vaovao? (it “Fifanekena”: “Fifanekena vaovao”) (th lesona 7)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 124

  • Zava-bitan’ny Fandaminana: (15 min.) Alefaso ilay video hoe Zava-bitan’ny Fandaminana, izay tokony halefa amin’ity Septambra ity. Ampirisiho ny rehetra mba hitsidika ny foibe any Warwick na ny biraon’ny sampana eo an-toerana.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 82

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 83 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara