Rahalahy tsy mivadika vao avy nafahana tao amin’ny toby fitanana iray tany Alemaina, 1945
Hevitra Azo Resahina
●○○ MITORY
Fanontaniana: Tia antsika ve Andriamanitra?
Andinin-teny: 1Pe 5:6, 7
Horesahina amin’ny manaraka: Mijery antsika tsirairay ve Andriamanitra?
○●○ VOALOHANY MAMANGY
Fanontaniana: Mijery antsika tsirairay ve Andriamanitra?
Andinin-teny: Mt 10:29-31
Horesahina amin’ny manaraka: Inona no porofo hoe mahafantatra an’izay manjo antsika Andriamanitra?
○○● FAHAROA MAMANGY
Fanontaniana: Inona no porofo hoe mahafantatra an’izay manjo antsika Andriamanitra?
Andinin-teny: Sl 139:1, 2, 4
Horesahina amin’ny manaraka: Inona ny soa horaisintsika rehefa fantatsika hoe tia antsika Andriamanitra?