Mpisoronabe miditra ao amin’ny Masina Indrindra
Hevitra Azo Resahina
●○ FITORIANA
Fanontaniana: Tia antsika ve Andriamanitra?
Andinin-teny: 1Pe 5:6, 7
Horesahina amin’ny manaraka: Mijery antsika tsirairay ve Andriamanitra?
○● FIVERENANA MITSIDIKA
Fanontaniana: Mijery antsika tsirairay ve Andriamanitra?
Andinin-teny: Mt 10:29-31
Horesahina amin’ny manaraka: Inona no porofo hoe mahafantatra an’izay manjo antsika Andriamanitra?