16-22 Septambra
HEBREO 11
Hira 119 sy Vavaka
Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Tena Ilaina ny Finoana”: (10 min.)
He 11:1: Resahin’ny Baiboly ny atao hoe finoana (w16.10 27 § 6)
He 11:6: Ilaina ny finoana raha te hampifaly an’Andriamanitra (w13 1/11 11 § 3-5)
He 11:33-38: Nanam-pinoana ny mpanompon’Andriamanitra fahiny, ka nahavita niatrika zava-tsarotra (w16.10 23 § 10-11)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)
He 11:4: Inona no nahatonga an’i Abela hanana finoana matanjaka? (it “Finoana”: “Olona nanam-pinoana” § 1)
He 11:5: Inona ny valisoa nomen’i Jehovah an’i Enoka noho izy nanam-pinoana? (wp17.1 12 § 5)
Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?
Inona koa ny harena miafina hitanao?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) He 11:1-10 (th lesona 10)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Video Voalohany Mamangy: (5 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.
Voalohany Mamangy: (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. (th lesona 3)
Voalohany Mamangy: (5 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. Omeo fanasana hanatrika fivoriana ilay olona. Teneno izy avy eo fa tianao haseho azy ilay video hoe Inona no Atao any Amin’ny Efitrano Fanjakana? (mody asehoy fotsiny fa aza alefa). (th lesona 11)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“Inona no Hataonao Rehefa Tonga ny Hain-tany?”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video.
Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 84
Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)
Hira 54 sy Vavaka