HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | HEBREO 11
Tena Ilaina ny Finoana
Nahoana no afaka manampy anao ny finoana raha mitranga ireto?
Nahazo fanendrena sarotra ianao.—He 11:8-10
Maty ny olona akaiky anao.—He 11:17-19
Manakantsakana ny fanompoantsika ny manam-pahefana.—He 11:23-26