23-29 Septambra
HEBREO 12-13
Hira 88 sy Vavaka
Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Porofon’ny Fitiavan’i Jehovah ny Famaizany”: (10 min.)
He 12:5: Aza kivy rehefa misy manitsy (w12 15/3 29 § 18)
He 12:6, 7: Izay tian’i Jehovah no faiziny (w12 1/7 21 § 4)
He 12:11: Tsy mora indraindray ny hoe mahazo famaizana. Manampy antsika hanana toetra tsara anefa izany (w18.03 32 § 18)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)
He 12:1: Nahoana no mampahery antsika ny modely nomen’ireo “vavolombelona maro be toy ny rahona”? (w11 15/9 17 § 11)
He 13:9: Inona no tiana holazaina eo amin’io andininy io? (w90 15/3 22 § 10)
Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?
Inona koa ny harena miafina hitanao?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) He 12:1-10 (th lesona 11)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Video Faharoa Mamangy: (5 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.
Faharoa Mamangy: (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. (th lesona 2)
Fampianarana Baiboly: (5 min. na latsaka) lv 34 § 19 (th lesona 6)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Miezaha Hiaritra ... na dia Tsy Lavorary Aza: (5 min.) Alefaso ilay video. Valio ireto avy eo:
Inona ny ady mafy nataon’ny Rahalahy Cázares?
Ahoana no nanitsian’i Jehovah azy?
Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (10 min.)
Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 85
Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)
Hira 74 sy Vavaka