30 Septambra–6 Oktobra
JAKOBA 1-2
Hira 122 sy Vavaka
Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Inona no Mitarika Antsika ho Amin’ny Ota sy ny Fahafatesana?”: (10 min.)
[Alefaso ilay video Fanazavana Baiboly: Jakoba.]
Jk 1:14: Ny eritreri-dratsy no mahatonga ny fanirian-dratsy (g17.4 14 § 1-2)
Jk 1:15: Ny fanirian-dratsy no mahatonga antsika hanota, ary ny ota no mahatonga antsika ho faty (g17.4 14 § 3)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)
Jk 1:17: Nahoana i Jehovah no antsoina hoe “Rain’ny fahazavana eny amin’ny lanitra”? (it “Hazavana, Fahazavana”: “Ilay nampisy ny hazavana” § 4)
Jk 2:8: Inona ilay hoe “mpanjakan’ny lalàna”? (it “Lalàna”: “Mpanjakan’ny lalàna”)
Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?
Inona koa ny harena miafina hitanao?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Jk 2:10-20 (th lesona 5)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fahatelo Mamangy: (3 min. na latsaka) Fidio izay andinin-teny tianao. Asao hivory ilay olona. (th lesona 3)
Fahatelo Mamangy: (4 min. na latsaka) Fidio izay andinin-teny tianao, ary manolora boky na bokikely fianarana Baiboly. (th lesona 12)
Fampianarana Baiboly: (5 min. na latsaka) bhssm 3:2 (th lesona 13)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“Izany Foana Heverina”: (8 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Halaviro Izay Mety Hahatonga Anao Hivadika: Fialam-boly Ratsy.
Ry Ray Aman-dreny, Ampitandremo ny Zanakareo Amin’ny Hafatra Vetaveta: (7 min.) Lahateny ataon’ny anti-panahy (g 11/13 4-5).
Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 86 § 1-7
Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)
Hira 130 sy Vavaka