7-13 Oktobra
JAKOBA 3-5
Hira 50 sy Vavaka
Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Miezaha Hanana ny Fahendrena avy Amin’Andriamanitra”: (10 min.)
Jk 3:17: Madio sy tia fihavanana ny fahendrena avy amin’Andriamanitra (cl 222 § 9-10)
Jk 3:17: Mahay mandanjalanja izy io, vonona hankatò, ary be famindram-po sy be voka-tsoa (cl 224 § 12; 224-225 § 14-15)
Jk 3:17: Tsy manavakavaka na miangatra izy io, ary tsy mihatsaravelatsihy (cl 226 § 18-19)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)
Jk 4:5: Andinin-teny avy aiza io nolazain’i Jakoba io? (w08 15/11 20 § 6)
Jk 4:11, 12: Nahoana no lazaina fa “manaratsy ny lalàna” izay olona ‘manaratsy ny rahalahiny’? (w97 15/11 20 § 8)
Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?
Inona koa ny harena miafina hitanao?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Jk 3:1-10 (th lesona 5)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Miezaha Hahay Hamaky Teny sy Hampianatra: (10 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Ovaovao ny Fihetsikao, ary iaraho midinika ny lesona 10 amin’ny bokikely Miezaha.
Lahateny: (5 min. na latsaka) w10 1/9 23-24: Foto-kevitra: Nahoana isika no tokony hiaiky heloka, ary amin’iza isika no tokony hanao an’izany? (th lesona 14)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (15 min.)
Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 86 § 8-17
Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)
Hira 125 sy Vavaka