FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb19 10 3
  • 14-20 Oktobra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 14-20 Oktobra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
mwb19 10 3

14-20 Oktobra

1 PETERA 1-2

  • Hira 29 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Aoka ho Masina Ianareo”: (10 min.)

    • [Alefaso ilay video Fanazavana Baiboly 1 Petera.]

    • 1Pe 1:14, 15: Tokony ho hita amin’ny fitondran-tenantsika sy ny faniriantsika fa masina isika (w17.02 9 § 5)

    • 1Pe 1:16: Miezaka mafy isika mba ho masina hoatran’Andriamanitra (lv 64 § 6)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • 1Pe 1:10-12: Ahoana no hanahafantsika an’ireo mpaminany sy anjely? (w08 15/11 21 § 9)

    • 1Pe 2:25: Iza ilay Mpiandraikitra Fara Tampony? (it “Mpiandraikitra”: “Ilay mpiandraikitra fara tampony”)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) 1Pe 1:3-12 (th lesona 10)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Video Mitory: (4 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.

  • Mitory: (2 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. (th lesona 1)

  • Mitory: (3 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Manohitra ilay olona, ary fanoherana fahita eny amin’ny faritaninareo ilay izy. Miezaka mamaly azy ianao. (th lesona 3)

  • Mitory: (3 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina, ary manolora boky na zavatra hafa anisan’ny Fitaovana Fampianarana. (th lesona 9)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 28

  • Ataovy Namanao i Jehovah: Manaova Madio sy Milamina: (6 min.) Alefaso ilay video. Manadinadìna ankizy vitsivitsy nofidina mialoha. Fanontaniana: Inona no mampiseho fa ataon’i Jehovah amin’ny toerany avy ny zava-drehetra? Fa maninona ny hipopotama no madio? Nahoana ianao no tokony hanadio trano?

  • “Tian’i Jehovah ny Olona Madio”: (9 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Tian’Andriamanitra ny Olona Madio.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 87

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 39 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara