FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb19 11 5
  • 18-24 Novambra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 18-24 Novambra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
mwb19 11 5

18-24 Novambra

APOKALYPSY 1-3

  • Hira 15 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Fantatro Izay Ataonao”: (10 min.)

    • [Alefaso ilay video Fanazavana Baiboly: Apokalypsy.]

    • Ap 1:20: Manana fahefana feno amin’ireo anti-panahy i Jesosy (w12 15/10 14 § 8)

    • Ap 2:1, 2: Fantatr’i Jesosy izay mitranga eo anivon’ny fiangonana tsirairay (w01 15/1 20-21 § 20; w12 15/4 29 § 11)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Ap 1:7: Hahita an’i Jesosy ‘ho avy eny amin’ny rahona ny maso rehetra.’ Amin’ny fomba ahoana no hitrangan’izany, ary rahoviana? (kr 226 § 10)

    • Ap 2:7: Inona no tiana holazaina amin’ilay hoe mihinana amin’ny “hazon’aina” ao amin’ny “paradisan’Andriamanitra”? (w09 15/1 31 § 1)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ap 1:1-8 (th lesona 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Video Voalohany Mamangy: (5 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.

  • Voalohany Mamangy: (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. (th lesona 2)

  • Voalohany Mamangy: (5 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. Teneno ilay olona fa tianao haseho azy ilay video hoe Nahoana Ianao no Tokony Hianatra Baiboly? (mody asehoy fotsiny fa aza alefa). Iaraho midinika ilay izy avy eo. (th lesona 3)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 4

  • “Fantatr’i Jehovah Izay Ilaintsika”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Tatitra avy Amin’ny Komitin’ny Fampianarana 2017.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 91

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 151 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara