FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb19 11 5
  • “Fantatro Izay Ataonao”

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • “Fantatro Izay Ataonao”
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
  • Mitovitovy Aminy
  • Ahoana no Andaminana ny Fiangonana?
    Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!—Fianarana Baiboly Natao ho Anao
  • Inona ny Andraikitry ny Anti-panahy?
    Iza no Tena Manao ny Sitrapon’i Jehovah?
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
mwb19 11 5

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | APOKALYPSY 1-3

“Fantatro Izay Ataonao”

1:20; 2:1, 2

  • Two elders talk with a brother; Jesus holds the seven stars in his hand

    “Ny kintana fito”: Ireo anti-panahy voahosotra, ary azo ilazana an’ireo anti-panahy rehetra koa

  • “Eo [an-tanan’i Jesosy] havanana”: Manana fahefana feno amin’ireo kintana fito i Jesosy, ary izy no mitarika azy ireo. Raha hitany hoe mila fanitsiana ny anti-panahy iray, dia hanitsy azy izy. Hanao an’izany amin’ny fomba hitany fa mety sy amin’ny fotoana mety aminy izy

  • “Ny fitoeran-jiro volamena fito”: Ny fiangonana kristianina. Nanazava ny tranolay masina ny fitoeran-jiro. Manome hazavana ara-panahy hoatr’izany koa ny fiangonana. (Mt 5:14) Toy ny hoe “mandeha eo afovoan’ny fitoeran-jiro” i Jesosy, satria manara-maso an’izay atao eo anivon’ny fiangonana tsirairay

Nahoana io fahitana io no manampy anao...

  • rehefa manome tari-dalana na torohevitra anao ny anti-panahy?

  • raha hitanao hoe misy tsy rariny na olana eo anivon’ny fiangonana?

  • hitory, isaky ny afaka manao an’izany ianao?

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara