FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb19 11 6
  • 25 Novambra–1 Desambra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 25 Novambra–1 Desambra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
mwb19 11 6

25 Novambra–1 Desambra

APOKALYPSY 4-6

  • Hira 22 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Ireo Mpitaingin-tsoavaly Efatra”: (10 min.)

    • Ap 6:2: “Nivoaka handresy” ny mpitaingina an’ilay soavaly fotsy (wp17.3 4 § 3)

    • Ap 6:4-6: Nanaraka azy ny mpitaingina an’ilay soavaly mena sy ny mpitaingina an’ilay soavaly mainty (wp17.3 5 § 2, 4-5)

    • Ap 6:8: Ny mpitaingina an’ilay soavaly hatsatra no tao aorian’izy ireo, ary nanaraka azy ny Fasana (wp17.3 5 § 8, 9)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Ap 4:4: Mifanitsy amin’iza ireo anti-panahy 24? (re 76 § 8)

    • Ap 5:5: Nahoana i Jesosy no antsoina hoe “ny Liona avy amin’ny fokon’i Joda”? (cf 36 § 5-6)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ap 4:1-8 (th lesona 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Video Faharoa Mamangy: (5 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.

  • Faharoa Mamangy: (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. (th lesona 4)

  • Fampianarana Baiboly: (5 min. na latsaka) lv 43 § 15 (th lesona 2)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 46

  • “Tian’i Jehovah ny Mpanome Amim-pifaliana”: (15 min.) Fiaraha-midinika, ataon’ny anti-panahy. Alefaso aloha ilay video hoe Ahoana no Hatao Raha Hanao Fanomezana ao Amin’ny Internet? Ilazao ny mpitory hoe afaka mahazo fanazavana momba ny fanaovana fanomezana izy ireo. Afaka miditra ao amin’ny jw.org na ao amin’ny JW Library izy ireo, ary manindry an’ilay hoe Fanomezana. Azo atao koa ny mikaroka an’ilay hoe donate.jw.org ao amin’ny Internet. Vakio ilay taratasy fankasitrahana avy any amin’ny sampana, noho ny fanomezana nataontsika tamin’ny taom-panompoana lasa. Derao ny fiangonana satria malala-tanana.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 92

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 43 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara