FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb19 12 4
  • 16-22 Desambra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 16-22 Desambra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
mwb19 12 4

16-22 Desambra

APOKALYPSY 13-16

  • Hira 55 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Aza Matahotra An’ireo Bibidia”: (10 min.)

    • Ap 13:1, 2: Omen’ilay dragona fahefana ilay bibidia manana loha fito sy tandroka folo (w12 15/6 8, 9 § 6)

    • Ap 13:11, 15: Misy bibidia manana tandroka roa manome fofonaina ny sarin’ilay bibidia manana loha fito (re 194 § 26; 195 § 30)

    • Ap 13:16, 17: Aza manaiky hasiana ny marik’ilay bibidia (w09 15/2 4 § 3)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Ap 16:13, 14: Ahoana no hanangonana an’ireo firenena ho amin’ny “adin’ilay andro lehiben’ilay Andriamanitra Mahery Indrindra”? (w09 15/2 4 § 6)

    • Ap 16:21: Inona ny hafatra hotorintsika aloha kelin’ny handravana ny tontolon’i Satana? (w15 15/7 16 § 9)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ap 16:1-11 (th lesona 10)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Video Voalohany Mamangy: (5 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.

  • Voalohany Mamangy: (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. (th lesona 2)

  • Voalohany Mamangy: (5 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. Teneno ilay olona fa tianao haseho azy ilay video hoe Ahoana no Atao Rehefa Mianatra Baiboly? (mody asehoy fotsiny fa aza alefa). Iaraho midinika ilay izy avy eo. (th lesona 11)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 21

  • Aza Manohana An’ity Tontolo ity Mihitsy: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Aza Manohana An’ity Tontolo ity na dia any An-tsaina Fotsiny Aza. Fanontaniana: Inona no azontsika atao mba tsy homba ny atsy na ny aroa isika amin’ny adihevitra momba ny politika na fiaraha-monina? Alefaso avy eo ilay video hoe Asehoy hoe Tsy Manohana An’ity Tontolo ity Ianao Nefa Manaja. Fanontaniana: Mety hisy fotoana isika mila mampiseho hoe tsy momba ny atsy na ny aroa. Inona no azontsika atao dieny izao mba ho vonona hiatrika an’izany?

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 95

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 131 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara