FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb19 12 5
  • 23-29 Desambra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 23-29 Desambra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
mwb19 12 5

23-29 Desambra

APOKALYPSY 17-19

  • Hira 149 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Ilay Ady Hamarana ny Ady Rehetra”: (10 min.)

    • Ap 19:11, 14-16: Ho ara-drariny ny didim-pitsaran’Andriamanitra, ary i Kristy Jesosy no hampihatra an’ilay izy (w08 1/4 8 § 3; it “Soavaly”: “Heviny an’ohatra” § 8)

    • Ap 19:19, 20: Horinganina ilay bibidia sy ilay mpaminany sandoka (re 286 § 24)

    • Ap 19:21: Horinganina ny olona rehetra tsy manohana ny zon’i Jehovah hitondra (re 286 § 25)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Ap 17:8: Nahoana ilay bibidia no lazaina hoe ‘efa teo, fa tsy eo izao, ary mbola ho eo’? (re 247-248 § 5-6)

    • Ap 17:16, 17: Nahoana isika no milaza fa tsy hanjavona tsikelikely ny fivavahan-diso? (w12 15/6 18 § 17)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ap 17:1-8 (th lesona 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Video Faharoa Mamangy: (5 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.

  • Faharoa Mamangy: (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. (th lesona 8)

  • Fampianarana Baiboly: (5 min. na latsaka) jl lesona 8 (th lesona 13)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 150

  • Omeo Herim-po Aho: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Omeo Herim-po Aho. Fanontaniana: Rahoviana isika no mila maneho herim-po? Inona ny tantara ao amin’ny Baiboly manampy anao ho be herim-po? Iza no momba antsika? Asaivo mitsangana ny rehetra eo am-pamaranana mba hanao an’io hira io.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 96

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 136 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara