FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb19 12 6
  • 30 Desambra 2019–5 Janoary 2020

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 30 Desambra 2019–5 Janoary 2020
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
mwb19 12 6

30 Desambra 2019–5 Janoary 2020

APOKALYPSY 20-22

  • Hira 146 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Ataoko Vaovao ny Zava-drehetra”: (10 min.)

    • Ap 21:1: “Efa lasa ny lanitra taloha sy ny tany taloha” (re 301 § 2)

    • Ap 21:3, 4: “Efa lasa ny zavatra taloha” (w13 1/12 11 § 2-4)

    • Ap 21:5: Azo itokisana ny fampanantenan’i Jehovah (w03 1/1 12 § 14)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Ap 20:5: Nahoana no lazaina fa ho velona ‘ny sisa amin’ny maty’ amin’ny faran’ny arivo taona? (it “Fiainana”: “Ho afaka amin’ny fahalovana ireo hiaina eto an-tany” § 2)

    • Ap 20:14, 15: Inona ilay hoe “farihy afo”? (it “Farihy Afo” § 3)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ap 20:1-10 (th lesona 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fahatelo Mamangy: (3 min. na latsaka) Fidio izay andinin-teny tianao, ary omeo fanasana hanatrika fivoriana ilay olona. (th lesona 3)

  • Fahatelo Mamangy: (4 min. na latsaka) Fidio izay andinin-teny tianao, ary manolora boky na bokikely fianarana Baiboly. (th lesona 9)

  • Fampianarana Baiboly: (5 min. na latsaka) jl lesona 12 (th lesona 6)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 57

  • “Hatsarao ny Fanompoanao: Ovaovao Arakaraka ny Zava-misy ny Fitorianao”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 97

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 80 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara