FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb20.1 4
  • 13-19 Janoary

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 13-19 Janoary
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
mwb20.1 4

13-19 Janoary

GENESISY 3-5

  • Hira 72 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Ratsy Be ny Vokatr’ilay Lainga Voalohany”: (10 min.)

    • Ge 3:1-5: Nanendrikendrika an’Andriamanitra ny Devoly (w17.02 5 § 9)

    • Ge 3:6: Tsy nankatò an’Andriamanitra i Adama sy Eva (w00 15/11 25 § 8–26 § 1, 2)

    • Ge 3:15-19: Nanameloka an’ireo mpikomy Andriamanitra (w12 1/9 4 § 2; it “Fanaintainan’ny Mihetsi-jaza” § 1)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (10 min.)

    • Ge 4:23, 24: Nahoana i Lameka no nanoratra an’io tononkalo io? (it “Lameka” § 2)

    • Ge 4:26: Nanomboka “nantsoina ny anaran’i Jehovah” tamin’ny andron’i Enosa. Inona no mety ho dikan’izany? (it “Fanevatevana” § 6)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny harena miafina hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ge 4:17–25(th lesona 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Video Mitory: (4 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Fanontaniana: Inona no tianao tamin’ilay fampidiran-dresaka? Inona no lesona raisintsika rehefa jerena ny fotoana hanaovan’izy mivady fiverenana mitsidika?

  • Mitory: (2 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. (th lesona 1)

  • Mitory: (3 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Manohitra ilay olona, ary fanoherana fahita eny amin’ny faritaninareo ilay izy. Miezaka mamaly azy ianao. (th lesona 3)

  • Mitory: (3 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Mametraka fanontaniana ilay olona, na misy zavatra resahiny. Mametraha gazety nivoaka vao haingana miresaka momba an’ilay izy. (th lesona 2)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 63

  • “Ahoana no Azo Ampiasana ny Taratasy Mivalona mba Hanombohan-dresaka?”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video ary iaraho midinika. Asehon’ilay video hoe ahoana no azo ampiasana taratasy mivalona mba hanombohan-dresaka.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 99

  • Teny Famaranana (3 min. na latsaka)

  • Hira 85 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara