FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb20.1 5
  • 20-26 Janoary

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 20-26 Janoary
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
mwb20.1 5

20-26 Janoary

GENESISY 6-8

  • Hira 89 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Izany Indrindra no Nataony”: (10 min.)

    • Ge 6:9, 13: Olo-marina i Noa. Ratsy fanahy anefa ny mpiara-belona taminy (w18.02 4 § 4)

    • Ge 6:14-16: Tena sarotra ny asa nampanaovina an’i Noa (w13 1/4 14 § 1)

    • Ge 6:22: Nasehon’i Noa tamin’ny zavatra nataony fa nino an’i Jehovah izy (w11 15/9 18 § 13)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (10 min.)

    • Ge 7:2: Ahoana no namaritana hoe iza no biby maloto ary iza no biby madio? (w04 1/1 29 § 7)

    • Ge 7:11: Avy taiza ny rano nahatonga an’ilay Safodrano naneran-tany? (w04 1/1 30 § 1)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny harena miafina hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ge 6:1-12 (th lesona 10)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Video Voalohany Mamangy: (5 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Fanontaniana: Ahoana no nataon’ilay mpitory mba hamoahana ny hevi-dehibe ao amin’ny 1 Jaona 4:8? Ahoana no ahitana hoe nahay niara-niasa tsara ireo mpitory?

  • Voalohany Mamangy: (4 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. (th lesona 12)

  • Voalohany Mamangy: (4 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina, ary manolora boky na zavatra hafa anisan’ny Fitaovana Fampianarana. (th lesona 7)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 31

  • Fotoam-pivavahan’ny Fianakaviana: Niara-nandeha Tamin’Andriamanitra i Noa: (10 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Fanontaniana: Ahoana no nampiasan’izy mivady ny tantaran’i Noa, mba hanampiana ny zanany hahita an’izay tokony hataony? Inona ny hevitra tsara hitanao tao amin’ilay video, ka azonao ampiasaina amin’ny fotoam-pivavahan’ny fianakavianareo?

  • Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (5 min.)

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 100

  • Teny Famaranana (3 min. na latsaka)

  • Hira 37 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara