FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb20.2 2
  • 3-9 Febroary

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 3-9 Febroary
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
mwb20.2 2

3-9 Febroary

GENESISY 12-14

  • Hira 14 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Fifanekena Iray Mahakasika Anao”: (10 min.)

    • Ge 12:1, 2: Nampanantena i Jehovah fa hitahy an’i Abrama (Abrahama) (it “Fifanekena”: “Fifanekena tamin’i Abrahama” § 1)

    • Ge 12:3: “Ny firenena rehetra eny ambonin’ny tany dia hanao izay hahazoany fitahiana amin’ny alalanao [Abrahama]” (w89 1/10 3 § 4)

    • Ge 13:14-17: Nasehon’i Jehovah an’i Abrahama ilay tany homena ny taranany (it “Lalàna”: “Lalàna ho an’i Noa sy ireo loham-pianakaviana fahiny” § 10)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (10 min.)

    • Ge 13:8, 9: Inona no ianarantsika avy amin’i Abrahama rehefa mandamina tsy fifanarahana isika? (w16.05 5 § 12)

    • Ge 14:18-20: Nahoana no lazaina fa nandoa “ny ampahafolon-karena tamin’ny alalan’i Abrahama” i Levy? (He 7:4-10; it “Mpisorona”: “Tany am-boalohany” § 2)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny harena miafina hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ge 12:1-9 (th lesona 10)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Miezaha Hahay Hamaky Teny sy Hampianatra: (10 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Ataovy Misongadina ny Hevi-dehibe, ary iaraho midinika ny lesona 14 amin’ny bokikely Miezaha.

  • Lahateny: (5 min. na latsaka) w12 1/1 8: Foto-kevitra: Nahoana i Saraha no Sarobidy Tamin’i Jehovah sy Abrahama? (th lesona 14)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 144

  • “Inona no Azonao Ianarana avy Amin’ireo Hira ao Amin’ny Tele JW?”: (10 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Efa ao Ambadika Ao.

  • Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (5 min.)

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 102

  • Teny Famaranana (3 min. na latsaka)

  • Hira 15 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara