FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb20.2 2
  • Fifanekena Iray Mahakasika Anao

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fifanekena Iray Mahakasika Anao
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
mwb20.2 2
Abraham looking at the starry heavens.

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | GENESISY 12-14

Fifanekena Iray Mahakasika Anao

12:1-3; 13:14-17

  • Nanao fifanekena tamin’i Abrahama i Jehovah. Io fifanekena io no antoka tamin’izany fa tena hisy ilay Fanjakana any an-danitra

  • Tamin’ny 1943 T.K. no nanomboka nanan-kery ilay fifanekena, rehefa niampita ny Reniranon’i Eofrata i Abrahama mba ho any Kanana

  • Tsy hanan-kery intsony io fifanekena io rehefa horinganin’ny Fanjakan’ny Mesia ny fahavalon’Andriamanitra. Hahazo fitahiana mantsy ny firenena rehetra eto an-tany amin’izay

Notahin’i Jehovah i Abrahama satria tena nanam-pinoana. Raha manam-pinoana koa isika dia hahazo fitahiana, noho ilay fifanekena nataon’i Jehovah taminy. Inona ny sasany amin’izany fitahiana izany?

Abraham and his household journeying past a village in Canaan.
    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara