FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb20.2 6
  • 17-23 Febroary

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 17-23 Febroary
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
mwb20.2 6

17-23 Febroary

GENESISY 18-19

  • Hira 1 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Nandrava An’i Sodoma sy Gomora Ilay ‘Mpitsara ny Tany Manontolo’”: (10 min.)

    • Ge 18:23-25: Natoky i Abrahama fa ara-drariny foana ny didim-pitsaran’i Jehovah (w17.04 18 § 1)

    • Ge 18:32: Nilaza i Jehovah fa tsy handrava an’i Sodoma izy, raha misy olo-marina folo ao (w18.08 30 § 4)

    • Ge 19:24, 25: Nandrava an’i Sodoma sy Gomora i Jehovah, satria ratsy fanahy ny mponina tao (w10 15/11 25 § 12)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (10 min.)

    • Ge 18:1, 22: Nahoana no lazaina fa “niseho tamin’i Abrahama” i Jehovah ary ‘nijoro teo anatrehany’? (w88 15/8 23 § 4-5)

    • Ge 19:26: Nahoana no lasa “vongan-tsira mitsangana” ny vadin’i Lota? (w19.06 20 § 3)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny harena miafina hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ge 18:1-15 (th lesona 12)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Video Voalohany Mamangy: (5 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Fanontaniana: Ahoana no ahitana hoe nahay nampiditra andinin-teny ilay mpitory? Inona no mampiseho fa nahay nanazava an’ilay andininy izy?

  • Voalohany Mamangy: (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. (th lesona 6)

  • Voalohany Mamangy: (5 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Manolora boky Ianarana avy eo, ary iaraho midinika ny sary eo amin’ny pejy 98. (th lesona 9)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 35

  • “Mandray Soa avy Amin’ny Fandinihana ny Soratra Masina Isan’andro ve Ianao?”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Aza Tia An’izao Tontolo Izao (1Jn 2:15).

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 104

  • Teny Famaranana (3 min. na latsaka)

  • Hira 2 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara