FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb20.2 8
  • 24 Febroary–1 Martsa

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 24 Febroary–1 Martsa
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
mwb20.2 8

24 Febroary–1 Martsa

GENESISY 20-21

  • Hira 108 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Manatanteraka ny Fampanantenany Foana i Jehovah”: (10 min.)

    • Ge 21:1-3: Bevohoka i Saraha ary niteraka zazalahy (wp17.5 14 § 5–15 § 2)

    • Ge 21:5-7: Hoatran’ny tsy nampino ilay izy, nefa vitan’i Jehovah ny nanatanteraka azy

    • Ge 21:10-12, 14: Tena nino i Abrahama sy Saraha fa hotanterahin’i Jehovah ny fampanantenany momba an’i Isaka

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (10 min.)

    • Ge 20:12: Nahoana i Saraha no lazaina fa anabavin’i Abrahama? (wp17.3 12, f.a.p.)

    • Ge 21:33: Inona no tiana holazaina amin’ilay hoe ‘niantso ny anaran’i Jehovah’ i Abrahama? (w89 1/10 20 § 9)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny harena miafina hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ge 20:1-14 (th lesona 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Video Faharoa Mamangy: (5 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Fanontaniana: Ahoana no nataon’ilay mpitory mba hahitan’ilay olona fa mahakasika azy ilay andinin-teny? Nahoana no modely ho antsika ny zavatra nataon’ilay mpitory, rehefa misy olona liana?

  • Faharoa Mamangy: (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. (th lesona 4)

  • Fampianarana Baiboly: (5 min. na latsaka) bhssm 3:4 (th lesona 3)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 111

  • Tatitra Isan-taona: (15 min.) Lahateny ataon’ny anti-panahy. Vakio ilay taratasy misy ny tatitra isan-taona avy amin’ny biraon’ny sampana. Avy eo dia manadinadìna mpitory vitsivitsy manana fitantarana mampahery, momba ny fanompoany tamin’ny taon-dasa.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 105

  • Teny Famaranana (3 min. na latsaka)

  • Hira 119 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara