FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb20.3 4
  • 16-22 Martsa

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 16-22 Martsa
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
mwb20.3 4

16-22 Martsa

GENESISY 25-26

  • Hira 18 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Namidin’i Esao ny Zon’ny Lahimatoa Nananany”: (10 min.)

    • Ge 25:27, 28: Kambana i Esao sy Jakoba, nefa tsy nitovy ny toetrany sy ny asa nataony (it “Jakoba” § 3)

    • Ge 25:29, 30: Noana sy reraka i Esao ka tsy niezaka nifehy tena

    • Ge 25:31-34: Tsy nankasitraka ny zon’ny lahimatoa nananany i Esao. Tsy nieritreritra tsara izy fa tonga dia nanakalo an’izany tamin’ny sakafo indray mihinana (w19.02 16 § 11; it “Lahimatoa, Voalohan-teraka” § 2)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (10 min.)

    • Ge 25:31-34: Misy mampiasa an’io tantara io mba hanaporofoana hoe tsy maintsy lahimatoa daholo ny razamben’ny Mesia. Nahoana anefa no tsy marina izany? (He 12:16; w17.12 15 § 5-8)

    • Ge 26:7: Nahoana i Isaka no tsy nilaza ny marina rehetra tamin’io fotoana io? (it “Lainga” § 7)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny harena miafina hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ge 26:1-11 (th lesona 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Video Voalohany Mamangy: (5 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Fanontaniana: Inona no tsy tokony hataontsika raha tsy hain’ilay olona ny valin’ny fanontaniantsika? Ahoana no nataon’ilay mpitory mba ho azon’ilay olona ny resahin’ny Matio 20:28?

  • Voalohany Mamangy: (4 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. (th lesona 3)

  • Voalohany Mamangy: (4 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina, ary manolora boky Ianarana avy eo. (th lesona 15)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 78

  • Mampiasà Video Rehefa Mampianatra Amin’ny Bokikely Vaovao Tsara: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ireto video ireto: Manao Ahoana ny Olona Rehefa Maty?, Nahoana Isika no Avelan’Andriamanitra Hijaly? Fanontaniana apetraka aorian’ny video tsirairay: Ahoana no azonao ampiasana an’iny video iny, rehefa mampianatra amin’ny bokikely Vaovao Tsara? (mwb19.03 7) Inona amin’ireo hevitra resahina ao no hitanao hoe manampy rehefa mampianatra? Ampahatsiahivo ny rehetra hoe raha amin’ny endrika elektronika izy no mijery an’ilay bokikely, dia efa miseho ao ireo video.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 108

  • Teny Famaranana (3 min. na latsaka)

  • Hira 107 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara